|
27
AVR
Lundi 27 Avril 2026
Jaona 13 : 35
F1F2
F1
Inona ny fahamarinana nianaranao momba ny fitiavana araka ny fijerin'Andriamanitra ?
F2
Vavaka : angataho amin'Andriamanitra ny torolalana amin'izay fanapahan-kevitra tianao ho raisina na hetsika tianao atao anio. |
