|
19
MAR
Jeudi 19 Mars 2026
Matio 18 : 32 - 35
F1F2
F1
Inona ny torohevitra hianarana an-davanandro atoron'ny vakiteny hanampy anao hanana fifandraisana tsara miaraka amin'ny Ray amand-Reny ?
F2
Vavaka : Angataho amin'Andriamanitra ny torolalana amin'izay fanapahan-kevitra tianao ho raisina na hetsika tianao hatao anio |
