|
6
MAR
Vendredi 6 Mars 2026
Deoteronomia 5 : 16
F1F2
Efesiana 6 : 1
F1F2
F1
Inona no lazain'Andriamanitra momba ny ankohonana, ianao, ny Ray amand-Reny ?
F2
Inona ny torohevitra hianarana an-davanandro atoron'ny vakiteny hanampy anao hanana fifandraisana tsara miaraka amin'ny Ray amand-Reny ?
F2
Vavaka : Angataho amin'Andriamanitra ny torolalana amin'izay fanapahan-kevitra tianao ho raisina na hetsika tianao hatao anio |
